<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Landy RABENIRAINY</author>
<hymn_number>30</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Ary ny Teny, ary ny Teny, ary ny Teny
 Dia tonga nofo
 Ary ny Teny dia tonga nofo
 Ka nonina tamintsika.
 Hitanay ny Voninahiny,
 Miendrika ny Lahitokana,
 Sady feno fahasoavana sy fahamarinana.

[V2]
 Ary ny Teny, ary ny Teny, ary ny Teny
 Dia tonga nofo
 Ary ny Teny dia tonga nofo
 Io 'Lay Mesia Andriamanitra.

[V3]
 JESOSY MPAMONJY</lyrics>
<title>ARY NY TENY ASAFA30</title>
</song>